Wednesday, September 15, 2010

Les effets secondaires d'un vaccin très controversé

Asa raha misy amintsika nahare fa toa hoe nomen'ny OMS vaccin contre
la grippe H1N1 i Madagasikara ary nanomboka t@ asabotsy 04/09/2010 teo
ny fanaovana vakisiny ny malagasy any Dago ?! Ny loza dia malaza ratsy
io vaccin io hoe miteraka aretina tsy misy fanafana ho an'izay olona
mandray azy (effets secondaires)?!

Fanontaniana:
1- Inona no antony hanomezan'ny OMS vaccin anti H1N1 an'i Madagasikara
kanefa tsy misy grippe aviaire akory any Dago ? Ary tsy fotoanny ny
grippe izao .Ary ny tena loza dia ny vehivavy bevohoka no asiana io
vaccin io voalohany ? Raha aretina kely tsotsotra tsy misy dikany aza
efa tsy araky ny malagasy @ ankapobeny ny mitsabo (fanafody, dokotera,
hopitaly sns.), mainka raha aretina sarotra sy tsy fantatra mety ho
aterak'ity vaccin ity?
2- Raha tena ilaina marina io vaccin io: nahoana ny mponina aty
amin'ny tany andrefana (occident) no tsy mety mampiasa azy ? valiny :
satria misy io risque goavana be amin'ny vokatr'ilay vaccin hoe
mitarika aretina io, noho izany dia tsy manaiky asiana io vaccin io ny
olona! ( les protocole de la creation de ce vaccin n'est pas confomre
au niveau international et on note maintenant des reaction et
sequelles grave chez beaucoup de vaccine , On remarque meme dans
lapresse que certain ont porte palinte contre les fabricants ou
utilisateurs du vaccin , rappelez vous les episodes du vaccin contre
l'hepatite B , on se retrouve dans le meme cas de figure ou ce beau
monde se retrouve en justice avec des indemnisations et des séquelles
non traitable comme la sclérose en plaques )

zava-doza be ny plan ao ambadiky ny fanaovana vaccin H1N1 ny malagasy
izao! Sanatria entina handringanana ny mponina ve ?... Rehefa tsy mety
ampiadiana ny malagasy samy malagasy dia aleo hitondràna fahavalo
hamely azy! (Enga anie ho diso tanteraka izany heritreritri ratsy
izany)


Ny tena olana dia izao: ny malagasy tsy dia mahafantatra loatra izany
resaka hoe "effet secondaire" an'ilay vaccin izany fa faly fotsiny hoe
misy "vaccin gratuit" dia lasa daholo mirohotra manao vakisiny! Ny
vokany avy eo no mety ho fahoriam-be...

Sosok'hevitra maika raha mety amin'ny rehetra: tokony manao campagne
haingana be mihitsy hampitandremana ny olona any Dago sy hanazavàna
azy fa :
1- tsy misy antony hanaovana vaccin contre la grippe aviaire ka aoka
tsy hanao vaccin fotsiny satria hoe hararaotina fa "gratuit" aloha
2- Matoa tsy mampiasa an'io vaccin io ny tany hafa dia misy antony
ao!""Hitsikitsika tsy mandihindihy foana fa ao raha".

Ampitapitao amin'ny havana sy ny namana rehetra any madagasikara
indrindra indrindra! Raha misy possibilité aza dia tokony avoaka
amin'ny site rehetra sy ny gazety any an-toerana mihitsy!

Je n'ose même pas imaginer la suite si c'est avéré, pour ceux qui se
sont fait vacciner, pensant avoir fait une bonne affaire avec ce
vaccin gratuit se retrouvent avec une maladie d'immunodeficience
comme le "sida " (non encore maitrisée) et qui serait très dangereuse,
autrement plus dangereuse que la grippe H1N1 elle-même.Cette grippe
H1N1 qui n'existe plus d'ailleurs en tant que pandemie et qui en fait
netait qu'une simple peur pour la population

Raiso ny andrakitrao fa ny taranaka oavy ny tady hilalaoviny ny sasany

Misaotra ny rehetra, ary mahereza daholo

Ny vaccin gartuit izany dia tsy misy , satria vola be no nato ireo
investisseur nanao an izany ary tsy maintsy mila tombony izy ireo
aminy fanjakana manap an izany

je mets en garde tous mes proches et tous ceux que je peux, à mon
échelle

"Merci a R pour cette info"

No comments: