Sunday, February 18, 2007

MADAGASCAR


MADAGASCAR
Vidéo envoyée par MENAMANGA
Haut plateau de Madagascar

Zanahary ô tahio ny tanindrazanay
Handroso lalandava, handry fahizay
Enga anie anjaka ao ny saina mahay miray
Dia ho tany sambatra ilay MADAGASIKARANAY.

Reo mpitondranay arovy lalandava koa
Tolory saina hendry, kinga sy mahay
Ka ny marina anie no tena hanjaka ao tokoa
Dia ho tany sambatra ilay Madagasikaranay.

Ny taranakay, tahio ho vanona tokoa ;
Ireo no solofo, ndimby, rahatrizay
Mba ho tena mahatoky, feno fahendrena koa
Dia ho tany sambatra Ilay Madagasikaranay.

1 comment:

Trương Chi said...

I want to know something about Madagascar. What a pity, this blog is not use Englich,

Truong Chi